Bokin' i Jodita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Trophime Bigot - Judith Cutting Off the Head of Holofernes - Walters 37653.jpg|vignette|358x358px|''Manapaka ny lohan' i HolofernaHôlôferna i Jodita'', nataon' i Trophime Bigot, taona 1579-1650]]
Ny '''Bokin' i''' '''Jodita''' dia boky ao amin' ny [[Baiboly]] jody amin' ny [[teny grika]] atao hoe [[Septanta]] na [[Septoaginta]] izay mitantara ny nampitsaharan' i [[Jodita]], vehivavy mpitondratena jody (na jiosy), ny horohoro nahazo ny [[Jiosy|Jody]] (Jiosy) noho ny hanafihan' ny [[Asiria|Asiriana]] azy ireo, tamin' ny nanapahany ny lohan' ilay jeneraly asiriana atao hoe Hôlôferna. Izany fanapahan-doha izany no nampitsahatra ny tahotra sady namelona indray ny finoan' ny Jody ny hery mpanafaka ao amin' Andriamanitra.
 
Ny Bokin' i Jodita dia tsy hita ao amin' ny [[Tanakh]] (Baibolin' ny jiosy amin'ny teny hebreo). Ataon'ny Katôlika sy ny Ôrtôdôksa ho [[boky deoterokanonikadeoterôkanônika]] izy nefa ny Prôtestanta dia manao azy ho [[Apokrifan'ny Baiboly|boky apokrifaapôkrifa]].
 
== Famintinana ==
Andalana faha-8:
 
== Fizaràn'ny boky ==
Azo zaraina roa ny Bokin'i Jodita ka ny fizaràna voalohany (Jod. 1 – 7) dia mitantara ny fanafihan' i Hôlôferna sy ny tsy fetezan' ny [[Israelita]] hilavo lefona; ary ny fizaràna faharoa (Jod. 8 – 16) dia mitatitra ny fanavotan' i Jodita ny fireneny.
 
=== Ny fanafihan' ny Asiriana sy ny nanaovana fahirano an'i Betolia ===
 
==== Ny fanafihan'ny Asiriana ireo firenena any andrefana (1.1–3.9) ====