Andilan-dranomasina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sampan-dranomasina
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
Mety mampitohy [[kôntinenta]] ny andilan-dranomasina iray tahaka ny [[Andilan-dranomasin'i Jibraltara|andilan-dranomasin' i Gibraltar]] sy ny [[Andilan-dranomasin'i Bering|andilan-dranomasin' i Bering]]), na [[farihy]] roa (toa ny andilan-dranomasin' i Mackinac), na [[nosy]] roa (andilan-dranomasin' i Bonifacio, ny andilan-dranomasin' i Singaporo), nosy iray sy kôntinenta iray (andilan-dranomasin' i Magellan, andilan-dranomasin' i Courreaux de Groix). Ny [[Lakandranon'i Môzambika|Lakandranon' i Môzambika]] dia andilan-dranomasina koa.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Saikanosy]]
* [[Nosy]]
* [[Andilan-tany]]
* [[Tanibe]] (na Kôntinenta)
* [[Hoala]]
* [[Helodrano]]