Gnôstisisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Gnostisisma ho Gnôstisisma i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
Mampanantena fahalalàna miafina momba ny [[fanjakan'Andriamanitra|fanjakan' Andriamanitra]] ny gnôstisisma ka milaza fa misy pitik'afo araka an'Andriamanitra milatsaka avy amin'izany fanjakana [[Fihoa-draha|mihoa-draha]] izany manketo amin'ity tontolon'ny [[zaka]] ity, izay eo ambany fanapahan'ilay Ratsy, sady migadra ao amin'ny vatan'ny olombelona. Voafohan'ny fahalalana ilay singan'andriamanitra ao amin'ny olombelona ka miverina any amin'ny toerana tokony hisy azy, dia ny fanjakana mihoa-draha any an-danitra. Ny olombelona dia noforonin'ny [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] ambany tsy tonga lafatra, dia ilay Mpahary izay taon'ny Gnôstika hoe ''[[Demiorga]]'' na ''Iahveh'' koa. Ity andriamanitra ratsy ity dia mifanohitra amin'ilay andriamanitra ambony izay sady tonga lafatra no mihoa-draha nefa mifandray amin'ny olombelona amin'ny alalan'ny fahalalana nomeny.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Doalisma (finoana)|Doalisma]]
* [[Kristolojia]]
* [[Bôgômilisma]]
 
* [[SoteriolojiaKatarisma]]
* [[Markiônisma]]
* [[Paolisianisma]].