Fiteny melaneziana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny melaneziana''' dia ireo fiteny ampiasain' ny [[teratany melaneziana]], izay tsy mamorona vondrom-piteny misy ifandraisany fa fiteny amin' ny fianakaviam-piteny samihafa. Ny fitetenana hoe ''fiteny melaneziana'' dia efa tsy ampiasain' ny mpahay teny intsony noho izany antony izany. Nenti-nanondo ny [[fiteny aostrôneziana]] ampiasain' ny [[Melaneziana (vahoaka)|Melaneziana]] anefa ny hoe ''fiteny melaneziana'', dia fiteny ao amin' ny [[fiteny ôseaniana]], ny [[fiteny malaiô-pôlineziana atsinanana]] na malaiô-pôlineziana afovoany-atsinanana tsy idiran' ny [[fiteny
Ankehitriny dia fantatra fa ny fiteny melaneziana dia tsy misy fatoram-pihavanana: fiteny mifanakaiky fianakaviana izy ireo na mety ho tsy iray fianakaviana akory; lasa fomba fiteny fotsiny ihany ny hoe ''fiteny melaneziana'', toy ny fampiasana ny hoe ''fiteny papoa''.
|