Satana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Révoqué Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-14:
 
=== Ao amin'ny boky apôkrifa ===
Ao amin' ny [[Apôkrifan' ny Baiboly|boky apôkrifa]], izay voasoratra teo anelanelan' ny fotoana nanoratana ny [[Testamenta Taloha]] sy ny [[Testamenta Vaovao]], sy ao amin' ny [[Talmud]] (an' ny jodaisma) ary ao amin' ny asa soratry ny [[raby]] taty aoriana dia ahitana koa an' i [[Samaela]] izay ampitovizina amin' ny [[Anjelin' ny Fahafatesana]]. Ao amin' ny asa soratry ny raby dia i Samaela no lasa Ilay Menarana mpaka fanahy izay nahatonga ny fahalavoan' i [[Adama (Baiboly)|Adama]] sy i [[Eva]]. Voalaza koa ho andrian' ny [[demony]] izy [[Dadabe Noely]]. Noho ireo rehetra ireo dia tsy inona ny hoe Samaela fa anaran' ilay Satana mpiampanga ao amin' ny Testamenta Taloha ihany.
 
== Ao amin' ny finoana silamo ==