I Mandé Sidibé dia mpanao pôlitika sy mpahay toekarena maliana, teraka tamin' ny 20 Janoary 1940 ary maty tamin' ny 25 Aogositra 2009 tao Bafoulabé. Izy no praiminisitr' i Maly teo anelanelan' ny taona 2000 sy 2002, tamin' ny fitondran' i Alpha Oumar Konaré.