Mananjeba

(tonga teto avy amin'ny Manajeba)

I Mananjeba dia reniranon' i Madagasikara any avaratra, izy manapaka ny lalam-pirenena faha-6 ao akaikin' i Tanambao Marivorahona. Ao akaikin' ny tangorom-bohitr' i Tsaratanana no misy ny loharanony ary any amin' ny Ranomasimbe Indiana no ivarinany.

Mananjeba

Jereo koa hanova