Mpitolona ho amin' ny Fandrosoan' i Madagasikara

(tonga teto avy amin'ny MFM (antoko politika))

Ny Mpitolona ho amin' ny Fandrosoan' i Madagasikara, izay Mpitolona ho amin' ny Fandrosoan' i Madagasikara teo aloha, na MFM, dia antoko politika mijoro ara-dalàna eto Madagasikara. I Manandafy Rakotonirina no filoha mpitantana azy.

Rohy Ivelany hanova