Môrônia (mpaminany)

I Môrônia, araka ny Bokin' i Môrmôna, dia mpaminany nefita farany[1], mpahay tantara, sady mpibaiko miaramila, izay niaina tany Amerika tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-4 sy tamin' ny fiandohan'ny taonjato faha-5. Taty aoriana dia izy no fantatra ho ny Anjely Môrônia, izay naneho ireo takela-bolamena tamin' i Joseph Smith, izay nandika teny ireo takela-bolamena ireo ka nahazoana voalohany ny soratra ao amin' ny Bokin' i Môrmôna.

Loharano sy fanamarihana hanova

  1. Ny Nefita dia fitambaram-bahoaka resahina ao amin'ny Bokin'i Môrmôna; ny ankamaran'izy ireo dia taranaky ny mpaminany Nefia, zanakalahin'i Lehia.