Lufthansa
Lufthansa dia orinasa zotram-piaramanidina lehibe indrindra aoAlemaina, ary faharoa lehibe indrindra ao Eoropa.[1][2] Frankfurt am Main ary Munich no anisan'ny hub an'i Lufthansa , Ny hub dia seranam-piaramanidina mba ahafahan'ireo mponina ho an'ireo mponina izay efa tonga na mbola hiova fiaramanidina.
Mividy fiaramanidina amin'i Boeing sy Airbus i Lufthansa. Manana fiaramanidina lehibe afaka manidina mankany Amerika Avaratra, AZia, ary Afrika i Lufthansa. Sidina dia lavitra ireo sidina ireo satria samy mifanalavitra ny tanàna izoran'ilay sidina. Manana fiaramanidina kely i Lufthansa ho an'ireo sidina manerana an'i Eoropa Ireo zotra ireo dia zotra dia fohy .
I Lufthansa dia mpikamban'ny Star Alliance izay midika fa miara-miasa amin'ireo orinasa fitaterana am-piaramanidina hafa izy toa United Airlines na Air Canada. Samy miara-miasa ny mpikamban'ny Star Alliance mba handahatra ny sidiny ka moramora kokoa ho an'ny mpandeha ny manao dia.
Ny anaran'ny fandaharana mpisidina matetika dia Miles and More. Mitombo ny isan'ny kaonty ananan'ny mpandeha isaky ny misidina. Rehefa ampy ny kaontiny dia afaka manana sidina maimaimpoana izy ireo. Manana ny Miles and More i Lufthansa mba hampirisika ny olona hisidina amin'ny zotran'i Lufthansa.
Maro ireo zotra am-parotra ananan'i Lufthansa amin'i CityLine, Eurowings ary Air Dolomiti
Andiam-piaramanidina
hanovaMampiasa fiaramanidina tahaka itony i Lufthansa:
Karazana | Isa manontolo | Mpandeha (Voalohany/Afera/Ekonomika) |
Filazana fanampiny |
---|---|---|---|
Airbus A319-100 | 32 (1 nafarana) | 138 | |
Airbus A320-200 | 62 (41 nafarana) | 168 | |
Airbus A320neo | 0(60 nafarana) | Not known | |
Airbus A321-100 | 0 (40 orders) |
200 | |
Airbus A321-200 | 42 (2 orders) |
200 | |
Airbus A321neo |
0(40 orders) | Tsy fantatra | |
Airbus A330-300 | 18 (1 order) |
217 (8/48/161)221 (8/48/165) | |
Airbus A340-300 | 28 | 266 (44/222) 221 (8/48/165) 247 (8/42/197) |
|
Airbus A340-600 [1] Archived Aprily 14, 2009 at the Wayback Machine | 24 | 306 (8/60/238) | |
Airbus A380-800 | 10(4 nafarana) | 526 | |
Boeing 737-300 | 13 | 123 126 |
Nesorina |
Boeing 737-500 | 9 | 123 | Nesorina |
Boeing 747-400 | 20 | 330 (16/80/234) 390 (16/64/310) |
|
Boeing 747-8 [2] Archived Aprily 14, 2009 at the Wayback Machine | 9(10 nafarana) | Voaray vaovao: 5 tamin'ny 2014, 5 tamin'ny 2015 | |
Boeing 777-9X | 0(34 nafarana) | Tsy fantatra | Ho voaray amin'ny 2020 |
Andiam-piaramanidim-paritra
hanovaFanafarana | Isa manontolo | Fanafarana manontolo | ||||||
---|---|---|---|---|---|---|---|---|
Bombardier CRJ700 | 13* | 13 | ||||||
Bombardier CRJ900 | 12 | 23 | 23* | 35 | 23 | |||
Embraer 190 | 9 | 6 | 9 | 6 | ||||
Embraer 195 | 24 | 1 | 10 | 34 | 1 | |||
Airbus A320-200 | 23 | 23 | ||||||
Isa manontolo | 58 | 30 | 10 |
*= Nesorina, Sata: Novambra 2014
Oha-jotra
hanova- Lufthansa CityLine: avy aoFrankfurt ary Munich samy alemàna, ary samy eoropeana kely (ohatra: Dresden, Bremen ary Belgrade)
- Air Dolomiti: Frankfurt mankany Verona, avy ao Munich mankany Ancona, Bologna, Catania, Genoa, Milan, Palermo, Pisa, Roma, Trieste, Turin, Zurich, seasonal Cagliari
- Eurowings: sidina amin'ny tanjona sy fiaviana samy alemà ary sidina samy eoropeana amin'ny anaran'i Germanwings na Lufthansa Regional
Tsiahy
hanova- ↑ "About Lufthansa Airlines". yatra.com. Retrieved 2008-10-26.
- ↑ Brandt, Nadja (30-07-2009). "BASF, Continental AG, Lufthansa, Siemens: German Equity Preview". Retrieved 05-08-2009.
{{cite web}}
: Check date values in:|accessdate=
and|date=
(help); Unknown parameter|coauthors=
ignored (|author=
suggested) (help)
Tranonkala hafa
hanovaI Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Lufthansa |
- Tranonkalan' Lufthansa Archived Jiona 28, 2011 at the Wayback Machine