Leôna III Isaoriana
Leôna III Isaoriana | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Leôna III Isaoriana | ||
Teraka | taona 675 | ||
Maty | 18 Jiona 741 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Empira Bizantina | ||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||
I Leôna III Isaoriana dia emperora bizantina tamin’ ny taona 717 ka hatramin' ny taona 741. Izy no nanorina ny tarana-mpanjaka isaoriana. Atao hoe Λέων Γʹ ό Ίσαυρος / Léôn III o Isauros izy amin' ny teny grika. Teraka manodidina ny taona 680 tany Germanicia (Kahramanmaraş ankehitriny, any amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Torkia) izy ary maty tamin' ny 18 Jiona 741.
Ny fiainany manokana
hanovaNy zanany dia Constantine V.
Jereo koa
hanovaRohy ivelany
hanova- Ao amin'i Freebase: [1]