Ny iray lavitrisa na 1 000 000 000 dia ny isa nanahary izay mitovy amin' ny folo ampitomboina amin' ny tenany intsivy (10 × 10 × 10 × 10 × 10 × 10 × 10 × 10 × 10). Mitentina arivo tapitrisa ity isa ity. Ao amin' ny Rafitra Iraisam-Pirenena momba ny Venty, ny lavitrisa dia tondroina amin' ny litera G (giga).

Jereo koa

hanova