Lapan' i Altenstein

Ny Lapan' i Altenstein na Schloss Altenstein dia na lapa na schloss, eo amin' ny havoana be vato eo amin' ny tehezan-tendrombohitra atsimo-andrefan' ny Alan' i Thuring, tsy lavitra an' i Eisenach ao Thuringia any Alemaina. Io no fonenan' ny diokan' i Sachsen-Meiningen, ary voahodidin' ny zaridaina anglisy mirefy 160 hektara (1,6 km2), izay ahitana zohy mirefy 300 m, ankoatra ny zavatra mahaliana hafa, izay ikorianan' ny korian-drano mandeha haingana sy lehibe.

Lapan' i Altenstein