Ny landibe dia karazana bibikely mamokatra landy izay tsy hita raha tsy eto Madagasikara. Roa ny karazana antsoina amin' io anarana io, dia ny Borocera cajani, izay hita any afovoan-tanin' i Madagasikara, sy ny Borocera madagascariensis, izay hita any amorontsiraka.

Borocera madagascariensis

Jereo koa

hanova