Lambo
Ny lambo dia biby fahita any amin' ny faritra be alan' i Madagasikara, izay tena manimba ny fambolena. Ireto ny biby ny biby ataon' ny Malagasy hoe lambo:
- ny Potamochaerus madagascariensis, na Potamochaerus africanus, Gray[1] na Potamochoerus larvatus[2] (atao hoe lamboniva), hita any amin' ny faritra ambany, amorontsiraka[1];
- ny Potamochaerus Edwardsi, Grandidier (atao hoe lambonava), hita any amin’ ny ala any amin' ny faritra avo, io no lehibe indrindra[1];.

Amin'ny ankapobeny dia azo iantsoana ny vondron-karazana Potamochaerus io teny hoe lambo io.
Jereo koa
hanovaLoharano
hanova- ↑ 1,0 1,1 et 1,2 Richardson James, "Lambo", A New Malagasy-English Dictionary, 1885.
- ↑ Blench, Roger. 2009. Faunal names in Malagasy: their etymologies and implications for the prehistory of the East African coast.