Lalàna (mitovy fanoratra)
Ny lalàna dia fitsipika na amboaram-pitsipika tsy maintsy arahin' ny olon-drehetra ao amin' ny fanjakana na firenena iray, avoakan' ny mpitondra fanjakana, na voarakitry ny fomba amam-panao hatramin' ny fahagolan-tany, na ataon' ny solombavambahoaka (miampy ny loholona koa indraindray). Io lalàna io dia tsy azon' iza na iza dikaina mihitsy na dia ireo manam-pahefana aza. Ohatra: filoha, solom-bavam-bahoaka, minisitra, mpandraharaha,...sns
Ny lalàna koa dia fepetra arahina amin' ny sokajin-javatra na fahaizana manokana. Ohatra: araka ny lalàn' ny fitsipi-pitenenana malagasy dia tsy asiana n amin' ny fanakambanan-teny.
Jereo koa
hanovaRohy anatiny
Rohy amin' ny Wiki hafa