Lahatra (finoana malagasy)

(tonga teto avy amin'ny Lahatra)

Ny lahatra, araka ny finoan-drazana malagasy, dia fandaminana apetrak' Andriamanitra na ny vintana mihatra amin' ny olombelona sy ny anjara tandrify ny tsirairay eo amin' ny fiainany.

Ohabolana momba ny lahatra hanova

  • Aza latsana ny momba fa Andriamanitra no tompon' ny lahatra.
  • Aza mimenomenona amin' ny ajata fa tsy fantatra ny lahatry ny Avo.
  • Ny fikasana no an' olombelona, fa ny didy sy ny lahatra an' Andriamanitra.
  • Ny mazoto no nambinina ka ny kamo avy koa no milaza ho miandry lahatra.
  • Tsy misy biby te ho kary, fa mahery ny laha-janahary.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

Loharano sy fanamarihana hanova