09°21′S 13°09′E / 9.350°S 13.150°E / -9.350; 13.150

Kuanza sy Dondo, Angola
Kwanza (fleuve)

Ny Kwanza dia renirano iray any afovoan'i Angola. Mikoriana any amin'ny Ranomasimbe Atlantika ao Barra do Kwanza izy io

Ny volan'i Angola dia nomena anarana avy amin'io renirano io ihany koa: Kwanza (vola), araka ny nanomezany ny anaran'ny faritany roa: Kwanza-Sul sy Kwanza-Norte: Mirefy 965 km ny halavany.