Kurt Georg Kiesinger

Kurt Georg Kiesinger
Ankapobeny
Anarana Kurt Georg Kiesinger
Teraka 6 Aprily 1904
Maty 9 Martsa 1988
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Alemaina
Asa :
Fiainana manokana

Kurt Georg Kiesinger dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Alemaina teraka ny 6 Aprily 1904 ary maty ny 9 Martsa 1988, tao Tübingen.

Sary:Friedrich Wilhelm Schnitzler mit Bundeskanzler Kurt Georg Kiesinger, Eduard Adorno, Hubert Kessler u. Theo Götz - CDU Parteitag im Jahnhaus Pfullingen 1968.jpg
Chancellor Kurt Georg Kiesinger with Eduard Adorno, Friedrich Wilhelm Schnitzler, Hubert Kessler and Theo Götz by CDU party day in the Jahnhaus in Pfullingen 1968

Izy no praiminisitry (Chancelier) an'ny Repoblika Federalin'i  Alemaina nanomboka ny 1966 ka hatramin'ny 1969.


Ny fiainany manokana

hanova

Ny vadiny dia Marie-Luise Kiesinger.

Jereo koa

hanova

Rohy ivelany

hanova
  • Ao amin'i Freebase: [1]
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.