Ny koriana (Coriandrum sativum) dia anana isan-taona ao amin'ny fianakaviana Apiaceae. Azo hanina avokoa ny faritra rehetra amin’ilay zavamaniry, fa ny raviny vaovao sy ny voa maina (izay sady anana no zava-manitra) no tena ampiasaina amin’ny fandrahoan-tsakafo.

Ravina koriana