Klaus Johannis (Iohannis)
Ankapobeny
Anarana Klaus Johannis (Iohannis)
Teraka 13 Jiona 1959
Maty Sibiu
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Romania
Asa :
Fiainana manokana

Klaus Werner Johannis dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i  Romania teraka ny 13 Jiona 1959 tao Sibiu, Romania. Izy no filohan'i Romania nanomboka ny 21 Desambra 2014.

I Johannis, izay avy amin'ny foko Romanian-Alemana avy amin'ny Transylvaniana Sachsonia, no ben'ny tanàna tao Sibiu tamin'ny taona 2000. Tamin'ny 28 Jona 2014, lasa filohan'ny Antoko Liberaly Nasionaly (PNL) izy ary avy eo nirotsaka tamin'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny 2014 dia nivoaka ho mpandresy tamin'ny fifidianana fihodinana faharoa tamin'ny 16 Novambra 2014. Tamin'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny taona 2019, nifaninana tamin'ny mpifanandrina taminy Viorica Dăncilă (PSD) izy ary voafidy indray ho amin'ny toerany.

Izy no hany filoha Romanianina hatramin'izao izay anisan'ny vitsy an'isa ao amin'ny firenena ary filoha voalohany avy amin'ny vitsy an'isa Alemana