Ny Karimbola dia foko monina any Androy, amin’ ny faritra atsimon’ i Beloha. Vitsy izy ireo ary manana kolontsaina mitovy.

"Hatramin' ny taonjato faha-17 dia saiky tsy nisy foko hafa ankoatry ny Karimbola sy ny Mahandrovato tany Androy, ka ny Karimbola tao andrefana, teo anelanelan' i Menarandra sy Manambovo ary ny Mahandrovato tao atsinanana teo anelanelan' i Manambovo sy Mandrare"[1].

Loharano sy fanamarihana hanova

  1. Randriamamonjy Frédéric, Tantaran' i Madagasikara isam-paritra, Trano Printy Fiangonana Loterana Malagas, 2001, tak. 68