Ny karaoty dia anana faka, miloko volomboasary mazàna, na dia misy voly volomparasy, mainty, mena, fotsy ary mavo aza. Azo inoana fa avy tany Persa ilay zavamaniry ary nambolena tany am-boalohany noho ny raviny sy ny voany.

Karaoty