Ny karabo dia karazan-javamaniry. Dupuya madagascariensis na Cordyla madagascariensis no anarana ara-tsiansa iantsoana azy. Any amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Madagasikara no ahitana azy.

Karabo

Jereo koa hanova

Cordyla

Fany