Ny fany na fano dia karazan-javamaniry sahala amin' ny akasia izay fanamboarana zava-maneno toy ny lokanga, ny voany dia matetika ampiasaina amin' ny sikidy. Heverina fa hazo masina izy, ka matetika nambolena tamin' ny toeram-ponenan' ny mpanjaka.

Entanda africana

Ny voany dia ampiasaina amin' ny sikidy malagasy. Amin' ny siansa dia misy karazany maro ny zavamaniry antsoina amin' ny teny malagasy hoe fano, dia ny Entada chrysostachys.