I Kâthiâwar, izay fantatra ihany koa amin' ny hoe Saurashtra, dia saikinosy any amin' ny tapany andrefan' i India ary ampahany amin' ny Fanjakan' i Gujarat. Amin' ny teny gojeraty izy dia atao hoe કાઠિયાવાડ / Kāṭhiyāvāḍ. Mamaritra azy avy ao avaratra i Rann an' i Kutch, ao avaratra-andrefana ny Hoalan' i Kutch, any andrefana sy atsimo ny Ranomasin' i Arabia, ao atsimo-atsinanana sy atsinanana ny Hoalan' i Cambay.

Sarintanin' i Khatiawar

Jereo koa hanova