Jules Dassin
|
Anarana:
|
Jules Dassin
| Anarana hafa: |
| Teraka:
|
18 Desambra 1911
| Maty:
|
31 Martsa 2008
| Toeram-piaviana sy ny andraikitra
| Firenena: |
Etazonia
| Karazana: |
| Asa :
|
* talen-koronantsary
| Asa hafa: |
| Taona niasana:
|
| Momba fiainana manokana
| Seha-pitiavana: |
| Tranokala: |
| Momba ny olona
|
|
Jules Dassin dia talen-koronantsary, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary, mpilalao mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 18 Desambra 1911 ary maty ny 31 Martsa 2008 tao Athens
Ny fiainany manokanaHanova
Ny zanany dia Joe Dassin.