Joseph Ileo

mpanao politika Kongoley

I Joseph Iléo Songo Amba, izay teraka tamin' ny 15 Septambra 1921 ary maty tamin' ny 19 Septambra 1994, dia mpitondra fanjakana, piraiminisitra faharoa tao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô, notendren' i Joseph Kasa-Vubu hisolo an' i Patrice Lumumba, tamin' ny 5 Septambra hatramin' ny 20 Septambra 1960, rehefa nanongam-panjakana i Mobutu Sese-Seku ka nametraka ny Collège des commissaires généraux; ary fanindroany tamin' ny 9 Febroary hatramin' ny 27 Jolay 1961.

Joseph Ileo

Jereo koa hanova