José Graziano da Silva
José Graziano da Silva | |||||||||||||||||||||||||||||||
|
I José Graziano da Silva dia teraka tamin'ny 17 Novambra 1949 tao Brazila, agrônomia sy mpanoratra no mampiavaka azy. Izy no filoha ambony mitantana ny fikambanana erantanin'ny Sakafo sy ny Fambolena na ny (FAO) ankehitriny. Efa betsaka ny boky natontany mikasika ny olan'ny fambolena ao Brazila.
Jereo koaHanova
Rohy ivelanyHanova
- Sehatra Ofisialy an'i José Graziano da Silva Archived Aogositra 25, 2014 at the Wayback Machine