Karol Józef Wojtyła, teraka tao Wadowice (Polonia) ny 18 Mey 1920, ary nodimandry ny 2 Aprily 2005 tao Vatican, dia pretra poloney, eveka, arseveka, kardinaly izay voafidin'ny Fiangonana Katolika Romana ho papa ny 16 Oktobra 1978. Nifidy ny anarana Joany Paoly II (latina: Ioannes Paulus II) izy tamin'io daty io.

Ny fiainany manokana hanova

I Karol Wojtyła no rainy.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.