Joachim Gauck
Ankapobeny
Anarana Joachim Gauck
Teraka 24 Janoary 1940
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Alemaina
Asa :
Fiainana manokana

Joachim Gauck dia mpanao politika alemana.

Joachim Gauck tao Berlin

Filoham-pirenena alemana, teraka ny 24 Janoary 1940 tao Rostock. Nanomboka ny 18 martsa 2012 ka hatramin'ny 18 martsa 2017, izy no Filoha Federaly fahiraika ambin'ny folo tao amin'ny Repoblika Federalin'i  Alemaina ary olona tsy antoko voalohany nitana io andraikitra io. Nandritra ny vanim-potoanan'ny DDR, i Gauck dia pasitera loterana evanjelika ary tompon'andraikitra ao amin'ny fiangonana.

nodimbiasany: Christian Wulff (2010–2012)

mpandimby: Frank-Walter Steinmeier