Ny Jiosin' i Malabar (Malabar Yehudan), na Jiosin' i Cochin, dia taranaky ny Jiosy tao amin' ny Fanjakan' i Cochin, izay ao anatin' i India Atsimo ankehitriny, izay ahitana koa ny tanàna manana seranan-tsambo, dia i Kochi. Niteny amin' ny fiteny jodeô-malaialamo, izay notetenina ao amin' ny Fanjakan' i Kerala, izy ireo taloha.

.Jiosin' i Malabar (taona 1900)

Jereo koa hanova