Isaac Herzog dia mpisolovava, mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i  Israely teraka ny 22 Septambra 1960 ao Tel-Aviv-Jaffa. Izy koa no filohan'ny Isiraely nanomboka ny 21 Jolay 2021.

Isaac Herzog

Isaac Herzog dia zanaky ny mpisolovava, manamboninahitra ary mpanao politika Chaim Herzog, izay filohan'ny Isiraely tamin'ny 1983 ka hatramin'ny 1993.