Chaim Herzog (hebreo: חיים הרצוג); teraka ny 17 Septambra 1918; maty ny 17 Aprily 1997 tao Tel-Aviv-Jaffa) dia mpisolovava, manamboninahitra ary mpanao politika israeliana. Izy no Filohan'ny  Israely fahenina (1983–1993). Nandritra ny asany ara-miaramila tao amin'ny Israel Defense Forces dia nahazo ny laharan'ny jeneraly lehibe izy.

Chaim Herzog