Ieniseiana (vahoaka)

Ny Ieniseiana, dia vahoaka tranainy any Siberia, izay mizara ho foko enina, efa lany tamingana na tandindonim-pahalany taminganan, dia ny Keta, ny Ioga, ny Kôta, ny Arîna, ny Asàna ary ny Pompôkôla. Miteny fiteny ieniseiana izy ireo.

Lehilahy sy zaza ieniseiana

Jereo koa hanova