|
Idi Amin Dada
|
Ankapobeny
|
Anarana |
Idi Amin Dada
|
Teraka |
17 Mey 1928
|
Maty |
16 Aogositra 2003
|
Fiaviana sy ny andraikitra
|
Firenena |
Oganda
|
Asa : |
|
Fiainana manokana
|
|
I Idi Amin Dada dia mpanao pôlitika ogandey, teraka tamin'ny 17 Mey 1928 tao Koboko ary maty tamin' ny 16 Aogositra 2003 tao Djeddah. Tamin'ny fahaterahany dia i Idi Awo-Ongo Angoo no anarany. Miaramila sy olom-panjakana izy, izay nampihatra fitondrana tsy refesi-mandidy tao Oganda teo anelanelan'ny 25 Janoary 1971 sy 11 Avrily 1979 izay nilazany ny tenany ho filoha mandra-pahafatiny. Ny zavatra tsaroana indrindra momba azy dia izy filoham-pirenena mpanao didy jadona marary saina sy mahery setra ary lian-dra.