Idealy Tendrinavalona

Idealy Tendrinavalona (teraka 2 Jolay 2004) dia mpilomano malagasy.[1]

Nisolo tena an’i Madagasikara tamin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany amin’ny taranja lomano tany Gwangju, Korea Atsimo izy tamin’ny taona 2019, izay nahalany azy teo amin’ny taranja 100 metatra di-damosina sy 200 metatra amin’ny tara-damosina.

Manana rakitsoratra malagasy 3 izy.[2]

Izy ihany koa no hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny lalao olympika 2024. Mirary anao ho tsara vintana !

Klioba

hanova
  1. Resultater forsøkesheat 200 m rygg VM i svømmesport 2019
  2. 3 nouveaux records
  3. l'Express