Ny hitsikitsika dia karazam-borona tsy dia lehibe loatra, mitovy loko amin'ny takatra manopy mainty, tokony ho 30 sm eo ho eo ny halavany ary mivelona amin' ny fihazana ny biby madinika sy ny bibikely. Atao hoe Tinnunculus na Falco tinnunculus ny anarany ara-tsiansa. Saika ahitana azy avokoa ny faritra rehetra eto ambonin'ny tanyn afa-tsy ny faritry ny tendron-tany.

Hitsikitsika