Ny Hidatsa, na Minnetaree (ozy ny Mandan) dia olona avy amin'ny mponina Sioux, ary dia silaka iray amin'ny silam-ponina telo. Ny anaran'ilay mponina amin'ny tenin-ny dia Nuxbaaga.

Sefo Minataree


Ny hidatsa mety voafangaro miaraka amin'ny Gros Ventres avy any Montana


Teny hanova

Ny teny Hidatsa dia teny mitovy amin'ny teny Crow.

Jereo koa hanova