Fanoroana:Mpitsara tsipelina

Mandrampihaona

Misy zavatra iray loha maha diso ny maro amintsika malagasy dia ny fiheverana ny fomban-drazana sy ny toetra maha-malagasy antsika ho zava-mahamenatra sy fomba tokony avela noho izy tsy mitovy amin’ny fomban’olona « civilisé »? Tsia, ny « civilisation » tsy manova firazanana, tsia akory fa manatsara ary manavona eo ambony izay tsy mifanohitra aminy