Mpihira mivoy ny karazan-kira maro misy ao Madagasikara toy ny : hiran-drazana, tsapiky, banaiky, jihe, salegy. Mampiasa ny zava-maneno malagasy toy ny valiha, kabôsy, langoroany, katsà ... Raha te hahalala misimisy kokoa dia jereo eto ny momba azy (tranonkalan'i Hanta)

Rohy Ivelany hanova