Ny valiha dia zava-maneno malagasy vita amin' ny volontsangana, miendrika varingarina sady misy tadiny maro manaraka ny andavany.

Mpilalao valiha avy ao Filipina sy avy ao Madagasikara.