Ny hamafin' ny feo na hamafim-peo na hamafy dia ny tanjaka ampitain' ny onjam-peo isaky ny ventim-belarana, refesina mijidina amin' ny zotran' io fampitana io. Satria miely amin' ny habaka telo habe ny feo, ny mpanoratra sasany (Fahy 1995) dia manorina ny hamafin' ny feo amin' ny teboka iray ao amin' ny habaka ho toy ny tsilo izay ka ny felany amin' izany dia ny hamafy kaleran' ny feo, iay voafaritra araka ny teo aloha, refesina ao amin' ny fizotran' ny teza tsirairay ao amin' ny mari-toerana. Aseho amin' ny watt isa-metatra toradoa (W/m2 na W m−2) ny hamafin' ny feo.

Jereo koa

hanova