Foko Iowa
Mponina Amerindianina ny Iowa (na Ioway).

Iowa any Londra sy Paris, Nataon'i Catlin (1861), National Gallery of Art
Miarakamin'i Omaha, Oto sy ny Ponca, niaraka taminy Hochunk iry 'zareo taloha.
1.100 ny isany taminy taona 1760, nilatsaka 800 ni isany taminy 1804 (maty ny nendra) Voakisaka tanaty réserve any Kansas taminy 1824 ; misy koa miaina ny Oklahoma, 1.500 eo ny isany taminy 1990.