Fiverenana amin' ny pôliteisma

Ny fiverenana amin' ny pôliteisma na rekônstroksiônisma pôliteista dia ny famerenana amin' ny laoniny ny fivavahana amin' andriamanitra maron' ny paganisma, izay mifototra amin' ny fototra ara-tantara, ao amin' ny tontolo môderna.

Sorona nôva rôma ho an' ny andriamanibavy Concordia tao Aquincum (any Budapest), mandritra ny fetibe atao hoe Floralia, tamin' ny taona 2008.