Ny fiteny beja dia fiteny afro-aziatika tenenin' ny vahoaka mpifindrafindra monina atao hoe Beja ao Sodàna sy ao Eritrea ary ao Ejipta. Anisan' ny fiteny kositika ny fiteny beja ary hany fiteny tokana ao amin' ny vondrom-piteny kositika avaratra. Endriky ny fiteny beja tenenina ao Ejipta ny fiteny ababda.

Mponina beja