Ny fiteny bôbô, antsoina koa hoe fiteny bôbô mandere, dia vondrona ao amin' ny fiteny mande, izay misy karazany roa lehibe: ny fiteny bôbô atsimo tenenina any Borkina Fasô, sy ny fiteny kônabere (fiteny bôbô avaratra) tenenina ay Borkina Fasô sy any Maly.

Jereo koa hanova