Firapotsy

Ny firapotsy dia singa ara-tsimia mitondra ny laharana 50 araka ny ny firaketan' i Mendeleiev, sy ny eva Sn (avy amin' ny teny latina hoe Stannum). Mitsonika ny firapotsy rehefa mahatratra 232° C ny fahanany, ary mangotraka rehefa mahatratra 2 260° C. Manana hakitroka 7,28 izy.

Firapotsy faninginana

Jereo koaModifier