Fiolonolonana
Ny fiolonoloanana dia fomba fijery filôzôfika, politika ary ara-tsôsialy izay mametraka ny zo amam-pahafahan'ny olona tsirairay ho ambonin'ny zon'ny fikambanana. Ny fiolonolonana dia manandratra ny fahaleovan-tena amin'ireo rafi-pikambanana sy rafitra politika toa ny fianakaviana, ny orinasa, ny fiaviana izay manindritsindry ny olona tsirairay.