Filazantsara apôkrifa
Filazantsara apôkrifa na Evanjely apôkrifa no ilazana ireo boky mitondra ny anarana hoe "filazantsara" nefa tsy voaray ko kanôna ao amin' ny Baiboly.
Ireo filazantsara apôkrifaHanova
Ireto misy ohatra amin' ireo boky ireo:
- Filazantsaran' ny Fahamarinana
- Filazantsaran' i Nikôdemôsy
- Filazantsaran' i Tômasy
- Filazantsara arabon' i Joany
- Filazantsara arabon' ny Fahazazana
- Filazantsaran armenianan' ny Fahazazana
- Filazantsaran' i Barnabà
- Filazantsaran' i Gamaliela
- Filazantsara apôkrifan' i Joany
- Filazantsaran' i Jakoba
- Filazantsaran' i Jodasy
- Filazantsaran' i Maria
- Filazantsara araka an' i Filipo
- Filazantsaran' i Petera
- Filazantsaran' i Pseodô-Matio
- Filazantsara miafin' i Marka